Entry | 1 latsaka ondana |
Elementary words | 2 latsaka, 3 ondana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany [1.1] |
Explanations in French |
6 Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller [2.415#2713] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |